Hevitra momba ny Ndeha avadiko ny pejy

Hiverina amin'ny Ndeha avadiko ny pejy
nikopol ( 24/08/2005 18:01)
ary neveriko fa efa nivadika ela ny pejy!
sa nisy lakoly lol
tsara fa nomeko isa 5
fiaritiana ( 26/08/2005 18:18)
misaotra sy mankasitraka an i Niko e
vetsoko ( 17/10/2005 15:00)
Adinoy,
raha azonao atao
soloy.
dia aleveno anaty lalina,
aza tsarovana akory
na dia zava-marina,
iny efa vita
f'ianao tsy maintsy miarina,
maninoa moa!!!
olon-kafa indray fantarina

...tsoa
fiaritiana ( 08/11/2005 19:14)
zany ve ry vetsoko?misaotra ihany aloha na de tamin izay fotsiny aza e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0128