AHITANA NY TSARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AHITANA NY TSARA




Ahitana ny tsara
ao amin'ny tsirairay,
na inona ambara
ny momba azy izay.



Ahitana ny tsara
tsy ampoizinao eto
mahabe tantara
lafo tokoa ka raketo.



Ahitana ny tsara,
na olona haratsina
tsy misy anjara
hipoiram-pitahiana.



Ahitana ny tsara
manintona marina
ka indro voarara
fa satry re hivarina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
294 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0216