AHY SAMIRERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AHY SAMIRERYManeritery
ny ao anatiko ao,
hafahafa mihitsy ;
ahy samirery
ny tsapa aminao
efa ho taona vitsy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
