ALAHELO ANATY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALAHELO ANATY




Alahelo anaty
no manirikiry
tsy lany daty
sy makadiry.



Alahelo anaty
no mampijaly
nahapoak'aty
soa mahafaly.



Alahelo anaty
no manadala
tsy mba maty
sy tsy miala.



Alahelo anaty
no mankarary
anio ka soraty
tsy hanjary !




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
457 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 29/08/2024 23:09
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.015