ALEOKO MANGINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALEOKO MANGINANa bobaka aza
no azo ambara,
aleoko mangina,
izay no sahaza
hatrany am-para
tsy hitomaniana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
