ANGALARO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANGALARO




Angalaro
saingy fantaro,
misy ny tody,
na inona ody.



Angalaro
saingy takaro,
tsy hahasoa,
na nahavoa.



Angalaro
saingy ianaro,
ho avy, zareo,
ny tena toreo.



Angalaro
saingy ny aro,
tsy hahavita
rehefa hita.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
420 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122