ANTOKA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANTOKAIndro ny hafatra mbola anorenako
ny hoavy matoa mifantoka
tsy hahatongavan'ireny raorao :
alohan'ny hanaovan-dratsy ny tenako,
ataovy izay hahazoana antoka
fa tsy mila ahy intsony ianao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
