ANY IZY ANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANY IZY ANY




Any izy any
fa tsy lany
ainga aho
ka lazao !



Any izy any,
misy ihany
ny tsiaro
ka hafaro.



Any izy any,
eto hatrany
ilay fitia,
matokia.



Any izy any
fa ito tany,
mitady azy
fa tsy sazy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
537 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322