Hevitra momba ny AO ANATIKO AO IHANY !
Hiverina amin'ny AO ANATIKO AO IHANY !
hasinando (
30/05/2006 13:21)
Marin'izany hevitrao zany fa ny alahelom-po tsy hainao tantaraina Andriamanitra irery no afaka hanambaranao izany.
3004 (
31/05/2006 08:09)
Miarahaba anao, Hasinando
Misaotra anao.
Mirary soa e,
Fredy JAOFERA
Misaotra anao.
Mirary soa e,
Fredy JAOFERA
