ARETINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ARETINA





Rehefa zakan'ny marary
ny aretina ananany
dia kely ny jaly mahavoa :
ho laniny foana ny vary,
misy ny fiadanany
tsy mitsahatra eto tokoa.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
534 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0153