AZA TOHANANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA TOHANANA




Aza tohanana
izao akory
fa mivaivay :
samy manana
hira mahory
ny tsirairay.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
446 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118