FAHADIOVAM-PO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHADIOVAM-PO




Ny fahadiovam-po
dia hatsarana
iray makadiry
mbola manan-jo
ny ho tamana
fa mba faniry.





FredyJAOFERA
--------
Rohy:
894 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0269