FAHAVARATRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHAVARATRA





Rehefa be ny alahelo
dia toy ny fahavaratra
ny andro tiana rehetra,
tsy ilana akory ny elo
fa mbola oram-baratra
ao am-po tsisy fetra !




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
629 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 23/09/2019 08:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119