FANAMBY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANAMBY




Rehefa mba jerena,
tsy somambisamby
ny toky nosakanana ;
tsy nisy fandresena
raha tsy nisy fanamby
ny fiainana notanana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
403 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115