FIALONANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIALONANAMisy ny fialonana
ho an'ireo tsy manaiky
ny hasambaran'ny hafa ;
tsy hay takonana,.
na dia tsy manakaiky
fa ireny mantsy, mijafa.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Embona - Fisarahana - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy