HADY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HADY





Aza mba mitady
ny olona nanimba,
na dia vetivety 
fa miteraka hady
rehefa nanazimba,
nanao ny tsy mety.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
559 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119