Ampidiro aloha ny tenimiafina
HANDRAVA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HANDRAVANy tiako haely
hatrany lalandava,
sady mivaivay :
ny lainga kely
dia mety handrava
ny toky be iray.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Embona - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy