Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIJINJA NY FIAINANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HIJINJA NY FIAINANAHijinja ny fiainana
izay nafafy ianao
rehefa ela ny ela ;
ny fanaintainana,
hitoetra ka lanjao
fa tsy hamela !...
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
