IZAY NO VITANY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAY NO VITANY




Izay no vitany,
izay no hitany
mendrika ahy
ka ory fanahy.



Izay no hainy,
izay no sainy
nasesiny lava
ka malo-tava.



Izay no tiany
sy izay niriny
raha moana
mijaly foana.



Izay no foiny
sy tsy nitony
ka nisintaka
fa voafitaka.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
353 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115