LASA NY VORONA (2) (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LASA NY VORONA




Lasa ny vorona
vao tankina teo
iny olona iny
fa dia nisorona
ny nisy, zareo,
ka nahazo tsiny.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
393 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125