MAFY TORIMASO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAFY TORIMASO





Mafy torimaso
rehefa ory ny foko
eto am-pandriana
ka ny ranomaso
no tonga misoko
ary dia mikoriana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
951 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119