MALAHELO (2) (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MALAHELOMalahelo izany
mahare anao
izay ory ;
hafahafa ihany
ka mandao
ny tory.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
