MAMOKATRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMOKATRANy poety,
tsy mana-maso
afa-tsy ny soratra
ka vetivety
vao misy ankaso
dia mamokatra.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
ahy - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy