MIHAZONA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIHAZONAOriory ny aty, sasa-miandry
ka hafahafa tsy te hilalao,
tsy manaiky fandavana ;
rehefa tsy afaka ny sandry,
ny fo no mihazona anao
mangina am-pitiavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
