MISY VIDINY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY VIDINY





Misy vidiny
ny hafatrafany
fa tsy fidiny
ny loza afany.




Misy vidiny
ny hatezerany
f'efa ngidiny
raha noferany.




Misy vidiny
ny ady mafiny
feno didiny
'zay nafafiny.




Misy vidiny
ny alahelony
raha adidiny
ito avelony !




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
592 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123