MITOMANY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITOMANY Ny manorisory,
tsy tiana harovana
fa tonga ihany :
rehefa mahory
ny fahatsiarovana
dia mitomany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
