Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIVAVAHA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIVAVAHANy vavaka ihany
no mahay manolo
ny aizina hazava,
manova ny tany
ho rindra daholo
no eo lalandava.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka - ahy - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
Mpakafy:
havotraniaina
