NA BE... (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA BE...





Na be ny voninkazo
koloina,
ny zavatra tsy azo
no esoina,




Na be ny voankazo
mamoa,
ny mitranga, topazo
fa aloa.




Na be ny efa vazo
lalaina,
misy ihany ny tazo
zakaina.




Na be mangahazo
maniry,
iny vavany, tatazo
fa hikiry.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
665 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2134