NAHATONGA AHY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NAHATONGA AHYIanao no nahatonga ahy
hanam-pitiavana
lalina isan'andro,
nampandry ny fanahy,
nipoiran'ny avana
sy ny masoandro.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fisarahana - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
