NANENENANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NANENENANA




Mamololona
ny fiambenana
ireo efa mokonazy
fa misy olona
nanenenana
ny nahalalana azy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
452 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122