NANJO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NANJOAmin'ny saina mahitsy
no ambarako eto izao
tsy handreraka ny fo :
aza hadinoina mihitsy
hoe iza no teo aminao
fony sedra no nanjo.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy