NOFY IRAY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOFY IRAY Io ny avana,
tonga indray,
hamafisina ;
ny fitiavana
no nofy iray
tsy nofisina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
