NY EMBONA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY EMBONA




Ny embona lava
no tonga mankany
fa tsy mba misava
ny alaheloko izany.



Ny embona lava
no tsy mampitony
fa tsy dia mazava
itony orako itony.



Ny embona lava
no mampanoratra
fa zary mandrava
ny tsikiko, ohatra.



Ny embona lava
no manelingelina
tia manavatsava
ary tsy mihelina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
419 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222