NY FAHENDRENA (2) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FAHENDRENAManasitram-pahoriana
ny fahendrena,
tsarovy, na rahoviana,
ka manantena.
Mamono ny fisaonana
ny fahendrena
rehefa izay ihaonana,
tsy tia mivena.
Manadino ery ny ratra
ny fahendrena,
n'inona n'nona nihatra
sy nobabena.
Mampivoatra ombieny
ny fahendrena,
mamelombelona eny
tsy hay fefena.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Fans:
iheriarilala
Commentaires
iheriarilala
(
12/06/2026 17:42)
Mankasitraka !
