NY HALAVIRANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HALAVIRANAMiramirana
tsy misento raha adika,
na samirery moa ;
ny halavirana
dia manampy antsika
hifankatia kokoa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Embona - Ahy - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
