NY MIZARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MIZARA





Hasambarana
mamy indrindra
ny mizara,
azo ianarana
fa dia famindra
mahatsara.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
625 1
Mpakafy: havotraniaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019