NY OLONA TIANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY OLONA TIANA



Ny olona tiana,
tsy ampijaliana ;
ny olona tiana,
tsy ampahoriana ;
ny olona tiana,
tsy haratsina ;
ny olona tiana,
tsy ahiahina ;
ny olona tiana,
tsy ambanina.



Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1559 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0208