NY RANOMASO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY RANOMASO





Oram-baratra
avy ao anaty
ny ranomaso,
misy zavatra
toa tsy tanty
sy be an-kaso.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1296 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116