Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY RENINAY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY RENINAYNy reninay izay any an-danitra
dia efa eo amin'Andriamanitra,
mitahy mangina ho haravoana
tsy ny tebiteby no hisy etoana
fa ilay fiadanana azo antoka,
na rahoviana ka mifantoka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
