NY TANTARANTSIKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TANTARANTSIKA




Ny tantarantsika
dia boky
voasoratra ho azy :
andro mibaliaka,
re roky,
sy jaly saika sazy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
487 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0196