Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY TODY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TODYNy tody
tsy misy
fa ny natao
no miverina
raha mipody,
indrisy,
ny raorao
ka anterina.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
fananarana - ahy - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Alahelo - fiainana - Aingam-panahy
