Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny RAHA TSY NISY
Hiverina amin'ny RAHA TSY NISY
Zozoro (
01/06/2013 14:30)
Raha tsy nisy moa ianao
Dia sahiko nampirimina
any an-dakira any ilay tononkirako iny.
Raha tsy nisy moa ianao
Tsy naleoko ve nangina
Toa moana sy marenina itadidiko ny fahiny !
Dia sahiko nampirimina
any an-dakira any ilay tononkirako iny.
Raha tsy nisy moa ianao
Tsy naleoko ve nangina
Toa moana sy marenina itadidiko ny fahiny !
3004 (
01/06/2013 17:23)
Elaela izany !...Misaotra anao, Zozoro !
