REHEFA MIFAMPATOKY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA MIFAMPATOKY




Eto am-pihainoana mozika
ny tenako ory te ho mirana
no azon-tsento tafahoatra ;
rehefa mifampatoky isika
ny fotoana sy halavirana,
tsy tsaroana mafy loatra.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
333 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 01/08/2025 17:54
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121