Ampidiro aloha ny tenimiafina
REHEFA MIVERINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA MIVERINA Rehefa miverina
mampahory
ny fitiavako anao
dia manerinerina
tsy zaka akory
ny entina ka zahao.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
