TAFAJANONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TAFAJANONA




Aza hadinoina ange
fa ny eto fandalovana
sy tantara tsy hita isa ;
ny fotoana mandeha
fa ny fahatsiarovana
no tafajanona sisa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
289 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012