TANTERAHO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TANTERAHO




Hoy aho izany
tsy mba misalasala
manoro tsara ka tanteraho :
aza mitomany
an'ireo tsy mahalala
ny lanjan'ny ranomasonao.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
407 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 27/05/2024 05:40
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122