TAONA VERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TAONA VERY




Taona very
ny taona tany
nanam-pery
ka nitomany.



Taona very
nampalahelo
tonga nanery
hahalala helo.



Taona very
izay tsy nirina
tsy nampiery
ny hakiviana.



Taona very
nanimba soa
nentina irery
ka sina moa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
353 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118