TRANO BONGO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TRANO BONGOIsaky ny mifoha
dia izao no tena mamehy
ny lalam-piainako eto an-tany :
aleoko kokoa
trano bongo misy hehy
noho ny trano be misy tomany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
