TSIAMBARATELO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIAMBARATELOIsan'andro aho
dia malahelo,
marary ny miaina ;
moa ve fantatrao
fa tsiambaratelo
izany ka zaraina ?
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Ahy - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana