TSIARO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIARONy fiainan'ny maty
dia mitoetra
any amin'ny tsiaro,
mamoha ato anaty
'zay tsetra
mirongatra maro.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahafatesana - ahy - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
